Misaotra indrindra nizara e, fanontaniana kely sao misy torohevitra na fikafika ahazoana mitazona ilay hafanan ny rano handomana azy ho 25°c mandritra ny hateloana ary aiza no ahitana masomboly rehefa vita ny andrana.
Mamerina fisaorana e
Miarahaba tompoko. Mankasitraka indrindra.Mipetraka eto analamanga fa mamboly any antsirabe. Mba te hahazo masomboly ampy hoan’ny tany 2 ha tompoko. Misaotra mialoha.
27 réponses à “FAMBOLEMBARY ANDRANA”
Misaotra
Mankasitraka
Misaotra anao. Dia aiza no ahitana io ambioka io?
Mankasitraka indrindra tompoko
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka indrindra mizara. Ny olana kely maninona no misy lasa manakofa lay vary rehefa miteraka azafady?
Manokatra tsara kokoa hatrany ho fampandrosoana firenena
Misaotra indrindra amin’ny fizaràna
Merci beaucoup de m’avoir intégrer dans votre site web
avec plaisir
Mankasitraka, tena liana amin’ny voly vary ary mbola mianatra,misaoyra indrindra amin’ny fampianarana
mankasitraka indrindra amin fizarana zoky a
Misaotra e,io ihany ve ilay vvz100
Mankasitraka indrindra, aiza misy ny ambioka
Misaotra indrindra nizara e, fanontaniana kely sao misy torohevitra na fikafika ahazoana mitazona ilay hafanan ny rano handomana azy ho 25°c mandritra ny hateloana ary aiza no ahitana masomboly rehefa vita ny andrana.
Mamerina fisaorana e
Arakaraka ny rayonnement solaire no anaovana ny habetsahan’ny rano. Rehefa mangatsiaka ny andro dia atao manify ny rano.
Afaka miresaka aminao ve? Amin’ny fotoana mety aminao.
Ao anatin’ny tetikasa manohana famokarana masomboly sy hampiroborobo ny famokarana…ary mahita hoe afaka miaramiasa ve?
Mankasitraka.
Mankasitraka e 😀
mankasitra tompoki
Mankasitraka indrindra o,aiza no mety ahitana masomboly azafady? Sa mety rehefa vary an-tananety no hatao? M
Azafady indrindra
Aiza no misy mpivarotra masomboly
Aiza no fanamboarana ilay zezika organika
Ho avy eo
Inona no anaran’ilay vary men natao andrana io azafady?
Vary gasy
Miarahaba tompoko.. mba te ahazo masomboly ilay 100 andro tompoko Mankasitraka sahady
Miarahaba tompoko. Mankasitraka indrindra.Mipetraka eto analamanga fa mamboly any antsirabe. Mba te hahazo masomboly ampy hoan’ny tany 2 ha tompoko. Misaotra mialoha.
Salama tompoko mba ahazo masomboly antanety le 100 andro.velarantany 2ha.misaotra tompoko
Liana
Firy ny velarantany ilaina fara faha keliny raha anandrana io fambolena vary io? Mbola tsy namboly vary mihitsy