Nisy fanontaniana napetrako taminao t@ 3 taona lasa Pr,, t@ ianao nanazava ny fampivadiana Ny lahimbony sy vavimbonin’ny katsaka @ landihazo : voavaly eto ilay fanontaniana ka misatra. Io sweet corn io no anaran’ ny masomboly namboleko.
Mamerina ny fankasitrahana.
Tokoa. Io no nakako tarany, masomboly h@ izao.
Tsy misy idiran’ny katsaka fa sao fantatrao ny anaran’ilay voatavo sy sakay indray mamboly dia mioty sy mikarakara fotsiny avy eo ?
6 réponses à “Katsaka sy ny tsiambaratelony”
Mankasitraka hatrany
Mankasitra professeur 🙏
Nisy fanontaniana napetrako taminao t@ 3 taona lasa Pr,, t@ ianao nanazava ny fampivadiana Ny lahimbony sy vavimbonin’ny katsaka @ landihazo : voavaly eto ilay fanontaniana ka misatra. Io sweet corn io no anaran’ ny masomboly namboleko.
Mamerina ny fankasitrahana.
Sady tsy momba fa doria io karazana katsaka io. 90 andro dia vokatra.
Tokoa. Io no nakako tarany, masomboly h@ izao.
Tsy misy idiran’ny katsaka fa sao fantatrao ny anaran’ilay voatavo sy sakay indray mamboly dia mioty sy mikarakara fotsiny avy eo ?
Mankasitraka indrindra