Misaotra. Mitombo isan’ andro ny fahalalana sy ny voambolana. Tsy hatramin’izay izay teny mety handikana ny nectar. Répondre
Misaotra betsaka amin’ny fampahalalana. Dia inona ilay karazana tsaramaso sy tsiasisa? Dia ahoana ny mahakasika ireo vitsika izay mifameno amin’irony biby fotsifotsy kely izay mitsentsitra ny seven’ny zava-maniry ireny azafady? Répondre
Mankasitraka hatrany e ! Dia tsa vo nahazo ilay VV 100 anie aho hatramin izao 😥efa nisoratra anarana anefa Répondre
5 réponses à “Vitsika sy ny zavamaniry”
Misaotra.
Mitombo isan’ andro ny fahalalana sy ny voambolana.
Tsy hatramin’izay izay teny mety handikana ny nectar.
Misaotra betsaka amin’ny fampahalalana.
Dia inona ilay karazana tsaramaso sy tsiasisa?
Dia ahoana ny mahakasika ireo vitsika izay mifameno amin’irony biby fotsifotsy kely izay mitsentsitra ny seven’ny zava-maniry ireny azafady?
Mankasitraka indrindra tompoko
Mankasitraka hatrany e ! Dia tsa vo nahazo ilay VV 100 anie aho hatramin izao 😥efa nisoratra anarana anefa
Mankasitraka indrindra tompoko