Catégorie : VARY ANTANETY

  • FAMBOLEMBARY ANDRANA

    FAMBOLEMBARY ANDRANA

    Afaka ambolena antanety sy eny antanimbary Tamin’ny nikarohana ny fomba hahafahana mahazo vokatra vary antanety mihoatra ny 7t/ha. Ny vary akotry iray dia milanja 0.05gr. izay mitondra angovo manodidina ny 740 Joules. Manodidina ny 20% ny glucides, 1% ny lipides, 2.3% ny protéines, 1.3% ny fibres alimentaires, sns. Karazam-bary mena Ecotypes « aus » no nanaovana andrana.…