MANGAHAZO MIFAHY


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!


38 réponses à “MANGAHAZO MIFAHY”

  1. Mankasitraka hatrany Professeur amin’ny fizarana fa tena mahasoa.
    Raha Kely noho io ny lavaka dia inona no mety ho vokany? (Ohatra hoe 50cm x 50cm x 50cm

  2. Mankasitraka @ fizarana Professeur, fa mety daholo ve rehefa taho mangahazo sa misy hafa mihintsy

  3. Salama professeur, afaka azavaina Kely ve ilay hoe tatahana amin’ny lame ? Izany hoe Alana amin’ny lame ilay masonry telo zany dia masony roa no mipoitra ?

  4. tsy hita amin ny sary ilay oe tatahana amin ny lame ny masony ,teo, mba afaka mahazo sary ve ho fanehoana azafady ?

  5. Misaotra hatrany tompoko amin’ny fizarana.
    Fanontaniako hoe firy metatra moa ny elanelana mila hajaina isaky ny lavaka.
    Misaotra tompoko

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *