Sady ny faha-2 taona aorian’ny nambolena azy no mamelana ny poireaux. Raha te hanana masomboly izany dia mila safidiana tsara ny hohanina sy avela hamelana. Mankasitraka. Répondre
11 réponses à “Felana poireaux”
Mankasitraka
Eny tompoko🙏
Sady ny faha-2 taona aorian’ny nambolena azy no mamelana ny poireaux. Raha te hanana masomboly izany dia mila safidiana tsara ny hohanina sy avela hamelana.
Mankasitraka.
Aiza ny pejy vaovao zany raha te hanaraka fampianaran i profesora Rija Rakotozqnakajy ?
Ato @ tranokala ka
Mankasitraka
Bonjour mba mitady masomboly tsaramaso VVZ 50 izay manana
Miandry kely ny tsaramaso VAZ50
Mankasitraka indrindra zoky
Mankasitraka hatrany 🙏
Mankasitraka hatrany