-
Fanoitra 3M
Ny fifehezana ny fambolena sy ny voly mety mandritra ny intersaison sy ny contresaison no izaràna ireo teknika maro ao @ tranokala lalanimadagasikara.com My fambolena cycle normal tsy dia mila fandalinana betsaka fa mamboly dia miava dia mioty, na dia ambany aza ny rendement.
-
Chou de Milan
Karazana laisoa mahazaka tsy fahampian-drano sy hatsiaka.
-
Binage & buttage
Binage indray mandeha dia mitovy @ manondraka indoa. Buttage indray mandeha dia mampiakatra avo roa heny ny vokatraka.
-
Binage & buttage
Jereo ao @ youtube @ rohy etsy ambany ny vokany.
-
Felana poireaux
Rehefa mamboly na miompy ka mahazo vokatra betsaka dia ataovy izay hahazahoana na tsy haha lany taranaka ny masomboly. Mahafinaritra ny mahita ny fivoaran’ny felana poireaux.
-
Dobo
Tehirizina any ambany ihany no tena tsara @ rano raha hanao dobo.
-
Lafika baoritra
Lafika baoritra ! Misy miantso koa ho teknika lasagne io lafika baoritra io.Baoritra tsy miloko, tany na kômpôsta organika, ahitra maina na mololo ary rano no ilaina @ fanaovana azy. Esorina daholo aloha ny vatokely, taho lehibe vao apetraka ilay baoritra. Tsy avela hisy hazavàna miditra ao anelanelan’ny baoritra sy ilay tany mbola feno ahitra.…
-
Fanondrahana
Anisany olana ny manondraka rehefa mitosaka mafy ny rano avy @ motopompe na hafa. Ireo aseho sary ireo ny teknika tsotra afaka atao mba hanaparitahana ny rano sady tsy manimba ny fambolena no tsy mikiky ny nofontany.
-
Zaridaina
Sady marindrano, no toratady, no voafehy ny halaliny, rehefa atao sahalamin’io.
-
Protégé : Làlan’i Madagasikara
Il n’y a pas d’extrait, car cette publication est protégée.