CULTURE HYDROPHONIQUE


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!


29 réponses à “CULTURE HYDROPHONIQUE”

    • Rehefa manao azy ity dia Misy ilay solution nutritive na anglais liquide, aiza no mety ahitana azy io eto amintsika

  1. Salama va? Misaotra betsaka.
    Tiako raha azo atao amin’ny legioma io saingy mbola mikaroka formules amin’ny fangaro alefa anaty rano.

  2. Misaotra hatrany amin’ny fizaràna, inona avy no azo atao culture hydroponique azafady indrindra dia mitovy ihany ve ny fanaovana drainage sy ny étape rehetra?
    Dia raha mampiasa pompe à eau sy tuyau dia inona no fepetra tompoko

  3. Mankasitraka @fifampizarana. Ahoana ny tahan’ilay chlore @ilay rano hanasana ny voa ?

  4. Mankasitraka amin’ny fizarana tompoko.Mamporisika ny tanora hanana fitiavana sy faharetana.

  5. Salama tompoko, mankasiraka fa tafiditra ihany farany.
    Hanontany ny momba ilay culture hydroponique azafady, mila mampiasa ranon-jezika ve tompoko? Raha eny dia inona? Misaotra indrindra
    Izahay manko efa manao ilay aquaponie dia haiko hoe ilay tai-trondro no solon-jezika mamelona ilay voly(anandrano, laitue ary fraise) aloha hatreto.

  6. Salama tompoko, tsy mila zezika zany fa rano fotsiny? Izahay manko manao ilay aquaponie, iompiana trondro ny bac ao ambany dia ny rano misy tai-trondro iny no ambolena. Mety tsara hatreto: voatabia, laitue, anandrano

  7. Salama,

    Intéressant ve io raha exploitena hangalana Biomasse. @ resaka BioGaz, na zezika sns. Sa tsy rentable.

    Misaotra.

Répondre à ANDRIANARIVO Mamy Ezekiela Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *