Misaotra hatrany amin’ny fizaràna, inona avy no azo atao culture hydroponique azafady indrindra dia mitovy ihany ve ny fanaovana drainage sy ny étape rehetra?
Dia raha mampiasa pompe à eau sy tuyau dia inona no fepetra tompoko
Salama tompoko, tsy mila zezika zany fa rano fotsiny? Izahay manko manao ilay aquaponie, iompiana trondro ny bac ao ambany dia ny rano misy tai-trondro iny no ambolena. Mety tsara hatreto: voatabia, laitue, anandrano
29 réponses à “CULTURE HYDROPHONIQUE”
Salama tompoko. Firy cm ny halalin’ilay plateau? Misaotra
5 cm dia mety
Mankasitraka amin’ny fizaràna fa tena manampy fahalalana ho anay mpianatra ilay izy.
Mankasitraka amin’ny fizaràna fa tena manampy fahalalana ho anay mpianatra ilay izy.
Mirary soa. Sady mianatra miala @ilay réseau social mety ho rava atsy ho atsy.
Tena mahasoa ny fizarana Mankasitraka indrindra tompoko
Rehefa manao azy ity dia Misy ilay solution nutritive na anglais liquide, aiza no mety ahitana azy io eto amintsika
Salama va? Misaotra betsaka.
Tiako raha azo atao amin’ny legioma io saingy mbola mikaroka formules amin’ny fangaro alefa anaty rano.
Misaotra hatrany amin’ny fizaràna, inona avy no azo atao culture hydroponique azafady indrindra dia mitovy ihany ve ny fanaovana drainage sy ny étape rehetra?
Dia raha mampiasa pompe à eau sy tuyau dia inona no fepetra tompoko
Ary raha salady na ankoatr’izay ve mety @ity azafady
Mety koa
Misaotra @ fampianarana tompoko
Liana
Mankasitraka amin’ny fifampizarana.
Mankasitraka @fifampizarana. Ahoana ny tahan’ilay chlore @ilay rano hanasana ny voa ?
Na 5% dia efa mety
Mankasitraka @fifampizarana. Ahoana ny tahan’ilay chlore @ilay rano hanasana ny voa ?
Mankasitraka aminy fianarana.
Mety ve ra anandrano no atao hoatran’iny?
Mankasitraka aminy fianarana.
Mety ve ra anandrano no atao hoatran’ity azafady ?
Mety
Mankasitraka amin’ny fizarana tompoko.Mamporisika ny tanora hanana fitiavana sy faharetana.
Mankasitraka indrindra
Salama tompoko, mankasiraka fa tafiditra ihany farany.
Hanontany ny momba ilay culture hydroponique azafady, mila mampiasa ranon-jezika ve tompoko? Raha eny dia inona? Misaotra indrindra
Izahay manko efa manao ilay aquaponie dia haiko hoe ilay tai-trondro no solon-jezika mamelona ilay voly(anandrano, laitue ary fraise) aloha hatreto.
Salama tompoko, tsy mila zezika zany fa rano fotsiny? Izahay manko manao ilay aquaponie, iompiana trondro ny bac ao ambany dia ny rano misy tai-trondro iny no ambolena. Mety tsara hatreto: voatabia, laitue, anandrano
Tsy mety lasa ny commentaire fa lazainy oe misy problème
Lasa anefa io
Voaray ka
Salama,
Intéressant ve io raha exploitena hangalana Biomasse. @ resaka BioGaz, na zezika sns. Sa tsy rentable.
Misaotra.
Tsy rentable. Fako no rentable @ biogaz