Dobo


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!


20 réponses à “Dobo”

  1. Slm tompoko.Mialatsiny ra eto Zaho no manoratra fa mbola tsy Dia mahay.
    Mila masomboly tsaramaso kilometrika za tompoko,hamboleko aty Ampidiamby Ambositra,tel 0341270941.
    Mankasitraka indrindra tompoko

    • Salama ! Mandefa commentaire za tsy lasa Ary masomboly vary Antanety 100 za mila azafdy aty Tamatave 0344006608

  2. Salama mialatsigny Raha manoratra ETO ,za mila masomboly vary Antanety 100andro Toerana Tamatave ,tany 3Ha 03440 066 08

  3. Salama Pr, tehirizina any ambany toy ny hoe ahoana moa izany fa tsy azoko tsara azafady indrindra ? Tsy rano maditra ve fa rano tsonika izany ?

  4. Miarahaba tompoko
    Tsy mazava amiko ilay hoe rano tehirizina any ambany.
    Mankasitraka anao hatrany amin’ny fampianarana.

  5. Salama tompoko,Liana aminy fambolena tompoko. Ahoana no hahazoana lay masomboly vary 100andro: voly anaty rano sy antanety. Masomboly tsaramaso kilometrika. Mankasitraka aminy fampianarana.

  6. Mankasitraka indrindra tompoko @ toerana fifampizarana antsoratra, ifaneraseeana @ nay mila sy mitady fahalalana

  7. SALAMA, misaotra betsaka amin’ny fampianarana
    Mila masomboly tsaramaso kilometrika sy vary antanety 100 andro
    Ahoana no fomba hahazoako azy miaraka amin’ny torohevitra mahoby 😘

  8. Salama tompoko MBA mila masomboly vary atanety 100 andro hoan n’y tany 4 ha azafady aty mandrosonoro tel 0387713567

  9. Dia ahoana ny hanadiovana dobo raha izay no fipetrany , ohatra hoe ny atsasany alentika dia ny hatsasany ivelan’ny tany . misaotra indrindra

  10. Salama tompoko, ahoana no atao raha te hahazo masomboly vary 15kg sy tsaramaso km 1kp?
    Misaotra mialoha.

Répondre à Tolojanahary Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *