Slm tompoko.Mialatsiny ra eto Zaho no manoratra fa mbola tsy Dia mahay. Mila masomboly tsaramaso kilometrika za tompoko,hamboleko aty Ampidiamby Ambositra,tel 0341270941. Mankasitraka indrindra tompoko Répondre
Salama ! Mandefa commentaire za tsy lasa Ary masomboly vary Antanety 100 za mila azafdy aty Tamatave 0344006608 Répondre
Salama mialatsigny Raha manoratra ETO ,za mila masomboly vary Antanety 100andro Toerana Tamatave ,tany 3Ha 03440 066 08 Répondre
Salama Pr, tehirizina any ambany toy ny hoe ahoana moa izany fa tsy azoko tsara azafady indrindra ? Tsy rano maditra ve fa rano tsonika izany ? Répondre
Miarahaba tompoko Tsy mazava amiko ilay hoe rano tehirizina any ambany. Mankasitraka anao hatrany amin’ny fampianarana. Répondre
Salama tompoko,Liana aminy fambolena tompoko. Ahoana no hahazoana lay masomboly vary 100andro: voly anaty rano sy antanety. Masomboly tsaramaso kilometrika. Mankasitraka aminy fampianarana. Répondre
Mankasitraka indrindra tompoko @ toerana fifampizarana antsoratra, ifaneraseeana @ nay mila sy mitady fahalalana Répondre
SALAMA, misaotra betsaka amin’ny fampianarana Mila masomboly tsaramaso kilometrika sy vary antanety 100 andro Ahoana no fomba hahazoako azy miaraka amin’ny torohevitra mahoby 😘 Répondre
Salama tompoko MBA mila masomboly vary atanety 100 andro hoan n’y tany 4 ha azafady aty mandrosonoro tel 0387713567 Répondre
Dia ahoana ny hanadiovana dobo raha izay no fipetrany , ohatra hoe ny atsasany alentika dia ny hatsasany ivelan’ny tany . misaotra indrindra Répondre
Salama tompoko, ahoana no atao raha te hahazo masomboly vary 15kg sy tsaramaso km 1kp? Misaotra mialoha. Répondre
20 réponses à “Dobo”
Slm tompoko.Mialatsiny ra eto Zaho no manoratra fa mbola tsy Dia mahay.
Mila masomboly tsaramaso kilometrika za tompoko,hamboleko aty Ampidiamby Ambositra,tel 0341270941.
Mankasitraka indrindra tompoko
Tsy mazava Ilay hoe tehirizina any ambany
Salama ! Mandefa commentaire za tsy lasa Ary masomboly vary Antanety 100 za mila azafdy aty Tamatave 0344006608
Salama mialatsigny Raha manoratra ETO ,za mila masomboly vary Antanety 100andro Toerana Tamatave ,tany 3Ha 03440 066 08
Salama Pr, tehirizina any ambany toy ny hoe ahoana moa izany fa tsy azoko tsara azafady indrindra ? Tsy rano maditra ve fa rano tsonika izany ?
Mila fanampiana amin’ny vary antanety
Mankasitraka tompoko
Miarahaba Tompoko
Ahoana ny fomba azahoana masomboly 100andro
Liana @ technique fambolena sy masomboly azafady
Miarahaba tompoko
Tsy mazava amiko ilay hoe rano tehirizina any ambany.
Mankasitraka anao hatrany amin’ny fampianarana.
Misaotra betsaka amin’ny fizarana
Salama tompoko,Liana aminy fambolena tompoko. Ahoana no hahazoana lay masomboly vary 100andro: voly anaty rano sy antanety. Masomboly tsaramaso kilometrika. Mankasitraka aminy fampianarana.
Mankasitraka indrindra tompoko @ toerana fifampizarana antsoratra, ifaneraseeana @ nay mila sy mitady fahalalana
SALAMA, misaotra betsaka amin’ny fampianarana
Mila masomboly tsaramaso kilometrika sy vary antanety 100 andro
Ahoana no fomba hahazoako azy miaraka amin’ny torohevitra mahoby 😘
Salama topoko tena mitady anley tena fanazavan am resaka dobo ato fa ts mahita mihintsy
Salama tompoko MBA mila masomboly vary atanety 100 andro hoan n’y tany 4 ha azafady aty mandrosonoro tel 0387713567
Tsy ampy an’io intsony ny sisa ao
Dia ahoana ny hanadiovana dobo raha izay no fipetrany , ohatra hoe ny atsasany alentika dia ny hatsasany ivelan’ny tany . misaotra indrindra
Salama tompoko, ahoana no atao raha te hahazo masomboly vary 15kg sy tsaramaso km 1kp?
Misaotra mialoha.
Vary antanety sa vary anaty rano ?