Slm tompoko.Mialatsiny ra eto Zaho no manoratra fa mbola tsy Dia mahay. Mila masomboly tsaramaso kilometrika za tompoko,hamboleko aty Ampidiamby Ambositra,tel 0341270941. Mankasitraka indrindra tompoko Répondre
Salama Pr, tehirizina any ambany toy ny hoe ahoana moa izany fa tsy azoko tsara azafady indrindra ? Tsy rano maditra ve fa rano tsonika izany ? Répondre
4 réponses à “Dobo”
Slm tompoko.Mialatsiny ra eto Zaho no manoratra fa mbola tsy Dia mahay.
Mila masomboly tsaramaso kilometrika za tompoko,hamboleko aty Ampidiamby Ambositra,tel 0341270941.
Mankasitraka indrindra tompoko
Tsy mazava Ilay hoe tehirizina any ambany
Salama Pr, tehirizina any ambany toy ny hoe ahoana moa izany fa tsy azoko tsara azafady indrindra ? Tsy rano maditra ve fa rano tsonika izany ?
Mankasitraka tompoko