1-Tondrahana rano isan’andro ve ilay tany mandritra an’io herinandro maromaro io? 2-Tsy mila kitihina avadibadika ny tany? Mankasitraka indrindra. Répondre
Miarahaba Professeur, Ilay hatevinan’ilay tany eo ambony fontsiny ve io 15cm io sa miaraka amze eo ambonin’ilay baoritra (ahitra)? Mankasitraka e Répondre
Mankasitraka nizara. Raha hita fa potika ve ilay baoritra vao afaka miteny fa efa lonaka ilay tany Ary azo mbolena azafady ? Misaotra indrindra. Répondre
17 réponses à “Lafika baoritra”
Mankasitraaka indrindra zoky
Mankasitraka
Afaka manao jardaina kely mihintsy eto🙏👍
Isaorana ianao tamin ny fizarana
Dia mahazo fahalalana tokoa moa izany, mankasitraka indrindra ô
Mankasitraka oh
mankasitraka amin’ny fizarana
Miarahaba tompoko.liana amilay masomboly tompoko.mankasitraka
1-Tondrahana rano isan’andro ve ilay tany mandritra an’io herinandro maromaro io?
2-Tsy mila kitihina avadibadika ny tany?
Mankasitraka indrindra.
Indraika isan-kerinandro no tondrahana ka
Miarahaba Professeur, Ilay hatevinan’ilay tany eo ambony fontsiny ve io 15cm io sa miaraka amze eo ambonin’ilay baoritra (ahitra)? Mankasitraka e
Eo ambony ka
Mankasitraka indrindra
Hiditra mpikambana tompoko
Mankasitraka ny mizara o!
Mankasitraka nizara.
Raha hita fa potika ve ilay baoritra vao afaka miteny fa efa lonaka ilay tany Ary azo mbolena azafady ?
Misaotra indrindra.
Nahazaoana hevitra tsra
Mankasitraka indrindra
Mankasitraka indrindra tompoko