Lafika baoritra


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!


22 réponses à “Lafika baoritra”

  1. 1-Tondrahana rano isan’andro ve ilay tany mandritra an’io herinandro maromaro io?
    2-Tsy mila kitihina avadibadika ny tany?
    Mankasitraka indrindra.

  2. Miarahaba Professeur, Ilay hatevinan’ilay tany eo ambony fontsiny ve io 15cm io sa miaraka amze eo ambonin’ilay baoritra (ahitra)? Mankasitraka e

  3. Mankasitraka nizara.
    Raha hita fa potika ve ilay baoritra vao afaka miteny fa efa lonaka ilay tany Ary azo mbolena azafady ?
    Misaotra indrindra.

  4. Mankasitraka indrindra e! Izaho moa izany dia manaraka fizarana fotsiny ihany hatreto mandra-pahazo tany ahafahana manao pratika

  5. Aty aminay Fenoarivobe faritra Bongolava dia mbola betsaka ary tsy harovana ny mololo. Sendra misy fomba hafa ihany koa azo trandrahana avy aminy? Mankasitraka

Répondre à Rija Rakotozanakajy Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *