1-Tondrahana rano isan’andro ve ilay tany mandritra an’io herinandro maromaro io? 2-Tsy mila kitihina avadibadika ny tany? Mankasitraka indrindra. Répondre
Miarahaba Professeur, Ilay hatevinan’ilay tany eo ambony fontsiny ve io 15cm io sa miaraka amze eo ambonin’ilay baoritra (ahitra)? Mankasitraka e Répondre
Mankasitraka nizara. Raha hita fa potika ve ilay baoritra vao afaka miteny fa efa lonaka ilay tany Ary azo mbolena azafady ? Misaotra indrindra. Répondre
Mankasitraka indrindra e! Izaho moa izany dia manaraka fizarana fotsiny ihany hatreto mandra-pahazo tany ahafahana manao pratika Répondre
20 réponses à “Lafika baoritra”
Mankasitraaka indrindra zoky
Mankasitraka

Afaka manao jardaina kely mihintsy eto
Isaorana ianao tamin ny fizarana
Dia mahazo fahalalana tokoa moa izany, mankasitraka indrindra ô
Mankasitraka oh
mankasitraka amin’ny fizarana
Miarahaba tompoko.liana amilay masomboly tompoko.mankasitraka
1-Tondrahana rano isan’andro ve ilay tany mandritra an’io herinandro maromaro io?
2-Tsy mila kitihina avadibadika ny tany?
Mankasitraka indrindra.
Indraika isan-kerinandro no tondrahana ka
Miarahaba Professeur, Ilay hatevinan’ilay tany eo ambony fontsiny ve io 15cm io sa miaraka amze eo ambonin’ilay baoritra (ahitra)? Mankasitraka e
Eo ambony ka
Mankasitraka indrindra
Hiditra mpikambana tompoko
Mankasitraka ny mizara o!
Mankasitraka nizara.
Raha hita fa potika ve ilay baoritra vao afaka miteny fa efa lonaka ilay tany Ary azo mbolena azafady ?
Misaotra indrindra.
Nahazaoana hevitra tsra
Mankasitraka indrindra
Mankasitraka indrindra tompoko
Tena liana koa. Dia mba mila ilay teknika fampiasana boritra. Misaotra mialoha
Mankasitraka indrindra e! Izaho moa izany dia manaraka fizarana fotsiny ihany hatreto mandra-pahazo tany ahafahana manao pratika
Mankasitraka