Resaka zardaina voninkazo amin’ny pot ny ahy no hanontaniako azafady. Maty daholo zareo ato. Mila torohevitra Misaotra ô Répondre
Salama!! Azfd MBA mila masomboly vary Antanety 100 andro mialatsny Raha ato manoratra Tamatave 0344006608 Répondre
Misaotra indrindra amin’ny Fifampizarana traikefa. Mba hahazoana vokatra mahafapo. Maniry ny fihaonana mivantana koa. Répondre
17 réponses à “Zaridaina”
Mankasitraka e! Ny elenelany azafady
Makasitraka indrindra tompoko
Mankasitraka amin ny fandraisana sy ny fizarana ho hita ato. Misaotra tompoko
Raha ravina, ohatra hoe voninkazo ve mety amin’io koa azafady
Eny
Isaorana aminy fizarana
Mankasitraka tompoko @ fizarana
Misaotra amin’ny fizarana
Mankasitraka hatrany
Resaka zardaina voninkazo amin’ny pot ny ahy no hanontaniako azafady.
Maty daholo zareo ato. Mila torohevitra
Misaotra ô
Misaotra indrindra ô.
Asina planche manodidina ve le zaridaona?
Tsy voatery ka.
Liana
Azo atao ve ny mametraka bozaka maivana mba ho fiarovana amin’y hain’andro be ?
Eny
Salama!! Azfd MBA mila masomboly vary Antanety 100 andro mialatsny Raha ato manoratra Tamatave 0344006608
Misaotra indrindra amin’ny Fifampizarana traikefa. Mba hahazoana vokatra mahafapo.
Maniry ny fihaonana mivantana koa.