Mety ho fantatra vé hoe aiza no misy manamboatra Dia ohatrinona raha mandray vitæ? Makasitraka indrindra Répondre
Mankasitraka indrindra tompoko fa tsara tokoa ny fananana io broyeur io hamokarana zezika Ary mahavita maromaro entina hampihena n’y vola mivoaka. Répondre
Mankasitraka Professeur, tena efa ela aho nitady fomba hanafainganana ny fahamasahan’ny zezika. 🤲🏽 Répondre
12 réponses à “BROYEUR”
Mankasitraka Professeur
Mety ho fantatra vé hoe aiza no misy manamboatra Dia ohatrinona raha mandray vitæ? Makasitraka indrindra
Ao @ Lycée Technique privée ao Antsirabe toa efa manamboatra.
Ao @ CFFAMA Tsivatrinikamo
Mankasitraka indrindra tompoko fa tsara tokoa ny fananana io broyeur io hamokarana zezika Ary mahavita maromaro entina hampihena n’y vola mivoaka.
Eny
Mankasitraka 🙏 hatrany amin’ny fizarana
Ilay manontany avy ao Antsirabe io mandehana eny @ CFAMA Tsivatrinikamo
Mankasitrakatompoko
Mankasitraka Professeur, tena efa ela aho nitady fomba hanafainganana ny fahamasahan’ny zezika. 🤲🏽
Mankasitraka amin’ny fizarana Pr.
Mankasitraka amin’ny fizarana Pr Rija.