mazava ny fanazavana momba ilay andry natao handadiean’ny tsaramaso. Misaotra anao Pr Rija.
ity misy fanontaniana ihany. mety ve raha toa ka hazo ilay tsaramaso no ambolena? ohatra oe ambany manga, goavy tsinahy,… tsy misy tany midadzsika fa aty andrenivohitra.
Azafady indrindra fa ato ity no apetrako Pr , manao ahoana ngah ny momba an ‘ilay masomboly 16 raha tsy maha diso azafady indrindra ?Mankasitra indrindra .
35 réponses à “TSY ATAO MITSANGANA”
Mankasitraka amin’ny fifampizarana.
Voaray ny fankasitrahana e
Misaotra betsaka tompoko @fizarana
Mankasitraka @fizaràna
mazava ny fanazavana momba ilay andry natao handadiean’ny tsaramaso. Misaotra anao Pr Rija.
ity misy fanontaniana ihany. mety ve raha toa ka hazo ilay tsaramaso no ambolena? ohatra oe ambany manga, goavy tsinahy,… tsy misy tany midadzsika fa aty andrenivohitra.
Salama zoky Rija, aiza no misy masomboly @’ireo tsaramaso sy haricot vert kilomeyrika ireo?
misaotra indrindra
Mankasitraka indrindra. Mirary soa
Mankasitraka indrindra Professeur
mankasitraka indrindra fa tena ilaina be ny toa izao a,
Mazava fa misaotra tompoko.
Azafady indrindra fa ato ity no apetrako Pr , manao ahoana ngah ny momba an ‘ilay masomboly 16 raha tsy maha diso azafady indrindra ?Mankasitra indrindra .
Tsy hadino ianareo 415 isa efa nisoratra anarana iny. Izay no antony nanaovako favoris ilay publication. Ho avy ka.
Misaotra betsaka am fampianarana, rehefaandalo any am tany nihaviana dia tsy maintsy miverina aminao ihany hitady masomboly
andrymalalarakotondranaivo@gmail.com
andrymalalarakotondranaivo@gmail.com
Zay ve afaka mazo formation momban’ny fambolena an io karazana tsaramaso io
Misaotra indrindra fa nazava iny, ilay ambioka sisa no mbola tsy azo hatreto hanaovana ilay fampiharana, misaotra
Misaotra @ fizarana Profesora a
Misaotra @ fizarana Profesora a
Mankasitraka Professeur
Misaotra, ary aona kosa mikasika fanaboarana taniny
Misaotra mankasitraka Professeur
Za Zao nanandrana fa za ts nana masomboly nefa lasa lava koa n tsaramsoko f manino hony lava toy io
Za Zao nanandrana fa za ts nana masomboly nefa lasa lava koa n tsaramsoko f manino hony lava toy io
Mankasitraka hatrany
topoko
Na tany Kely aza ampiasaina amin’ity dia tena ahitana vokatra bé Dia bé.
Liana amin’ity aho.
Mankasitraka hatrany professeur!
Mankasitraka indrindra
Feno tsara n’y fanazavana ary tsotra ka mora ampitaina,Mankasitraka Prfsr
Mankasitraka professeur.
Mankasitraka
Salama tompoko ,anao comparaison an’compost ,lombricompost (engrais organique) et engrais mineraux @haricot kometrique zah satria ny olona lassa manana fiakinandoha @zezika simika ny tantsaha f managataka torohevitra avy aminao tompoko
mety ambolena amin’ny fotoana rehetra ilay tsaramaso kilometrique sa aona tompoko azafady ?
Misaotra amin’ny fampianarana Tompoko
Salama e…zaho tsy afaka naka tam farany teo fa tsy tany tana nzfa nisy niantso tampoka dia raha misy vague manaraka dia haja 5kg.
.
Laharana: 038 52 52 006.
Mankasitraka