TSY ATAO MITSANGANA


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!


31 réponses à “TSY ATAO MITSANGANA”

  1. mazava ny fanazavana momba ilay andry natao handadiean’ny tsaramaso. Misaotra anao Pr Rija.
    ity misy fanontaniana ihany. mety ve raha toa ka hazo ilay tsaramaso no ambolena? ohatra oe ambany manga, goavy tsinahy,… tsy misy tany midadzsika fa aty andrenivohitra.

  2. Azafady indrindra fa ato ity no apetrako Pr , manao ahoana ngah ny momba an ‘ilay masomboly 16 raha tsy maha diso azafady indrindra ?Mankasitra indrindra .

  3. Misaotra betsaka am fampianarana, rehefaandalo any am tany nihaviana dia tsy maintsy miverina aminao ihany hitady masomboly

  4. Misaotra indrindra fa nazava iny, ilay ambioka sisa no mbola tsy azo hatreto hanaovana ilay fampiharana, misaotra

  5. Za Zao nanandrana fa za ts nana masomboly nefa lasa lava koa n tsaramsoko f manino hony lava toy io

  6. Za Zao nanandrana fa za ts nana masomboly nefa lasa lava koa n tsaramsoko f manino hony lava toy io

  7. Na tany Kely aza ampiasaina amin’ity dia tena ahitana vokatra bé Dia bé.

    Liana amin’ity aho.
    Mankasitraka hatrany professeur!

Répondre à Rakotoarisoa Finaritra Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *