Misy milaza fa tsy azo omena rano ny bitro?? Sa tena misy fiatraikany @ny ny tsy fanampiana rano fisotro Répondre
13 réponses à “BITRO”
Misaotra betsaka indrindra tompoko ☺️ Ary velompasitrahana.
Ilay rano zany asiana tsy tapaka ao amin’ny tranony
Misaotra e! Afaka zaraina ato ihany koa vé Ilay fiompiana kisoa ? Mankasitraka
Eny
Mankasitraka e
Voaray ny fankasitrahana e
Mankasitraka e manomboka ity karazany 1 ity ato.
Misy milaza fa tsy azo omena rano ny bitro?? Sa tena misy fiatraikany @ny ny tsy fanampiana rano fisotro
Mankasitraka e
Misaotra tompoko
Afaka mahazo momba sarindokotra mifahy ve tompoko
Vao manomboka miompy fa ny lahiny no hatao. Géant de Flandre
Mankasitrak indrindra tompoko amn fampianarana
Mankasitraka indrindra. Afaka mahazo momban’ny fiompiana giroka ve azafady.