Catégorie : FIOMPIANA

  • BITRO

    BITRO

    6 volana vao tsara ampanarahana ny vavy fa raha ireny karazy vaventy ireny dia 8 volana. 28 ka ha hatramin’ny 31 andro izy no mitondra vohoka. Mahatratra 12 ny zanany rehefa feno ny fepetra (sakafo, trano). Raha voafetra ny vola ananana, dia azo atao tsara ny mamelona bitro amin’ny sakafo tsotra sy mora vidy nefa…