FAMBOLENA POIVRE


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!


20 réponses à “FAMBOLENA POIVRE”

  1. Salama
    Faritra aiza zao no mety ahitana pépinière n’io azafady ? Eo @ firy taona izy mamokatra ? Tsy mifidy toetany na toetr’andro ve ?

  2. Misaotra amin’ny fizarana.
    Ahoana avy ny fikolokoloana volazanao ao amin’ny pejy fesiboky azafady?

  3. tsy manintsy mila aloka ve izy? firy tonne/ha ny rendement ? am maha plante parasitaire anazy de ino karazana hazo mety hampadadizana azy hampamokatra azy haingana?

  4. Mankasitraka amin’ny fizarana!
    Raha tsy mahita tahony fa amin’ny voany no hanomboana azy voalohany dia ahoana ny étapes arahana
    Mankasitraka sahady amin’ny valiny

  5. Mankasitraka be dia be tompoko aminy fizarana. Tena mizara fa tsy ilay mizara tsy foifoy.Ilain’ny tanora. Lesoka lehibe tsy mampandroso ny tontolo ambanivohitra ny tsy fifehezana ny teknika.

  6. Miarahaba tompoko! mety ambolena lay poivre ve ny faritra Ihorombe! raha mety dia aiza no ahitana ny pepinière!

  7. miarahaba tompoko!lianabe amin’ilay povre, mety mitsiry any amin’ny faritry Ihorombe ve? aiza no ahitana ny zanany?

  8. Salama Tompoko !!! Misaotra @ fizarana hatrany. Fa ny fikarakarana ny tany sy ny fanomanana tsara atao mialoha ny hamindrana azy no ilako fanampiana?

Répondre à RAZAFIMANIRAKA Valérie Gloria Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *