tsy manintsy mila aloka ve izy? firy tonne/ha ny rendement ? am maha plante parasitaire anazy de ino karazana hazo mety hampadadizana azy hampamokatra azy haingana?
Tsy mila aloka fa mila andry handadizany. Efa voasoratra eto ny vokatra azo isaky ny fotony sy ny elanelana. Dia mora ny mikajy ny vokatra azo @ 1ha na 100m x 100m.
Mankasitraka amin’ny fizarana!
Raha tsy mahita tahony fa amin’ny voany no hanomboana azy voalohany dia ahoana ny étapes arahana
Mankasitraka sahady amin’ny valiny
Mankasitraka be dia be tompoko aminy fizarana. Tena mizara fa tsy ilay mizara tsy foifoy.Ilain’ny tanora. Lesoka lehibe tsy mampandroso ny tontolo ambanivohitra ny tsy fifehezana ny teknika.
20 réponses à “FAMBOLENA POIVRE”
Salama
Faritra aiza zao no mety ahitana pépinière n’io azafady ? Eo @ firy taona izy mamokatra ? Tsy mifidy toetany na toetr’andro ve ?
Misy azy manerana an’i Madagasikara fa any @ sud-est no tena betsaka azy.
Efa nanandrana namboly azy anaty serre ve ianao na ny mpianatrao ?
Tsy mila serre io fa mahatanty hatsiaka. Hatramin’ny maripàna -5°C tsy mahafaty azy.
Misaotra @ valinteninao. Na -5° C andro maromaro ?
Misaotra amin’ny fizarana! Mety amin’ny tany mangatsika toa an’Antsirabe ve
Mety
Misaotra amin’ny fizarana.
Ahoana avy ny fikolokoloana volazanao ao amin’ny pejy fesiboky azafady?
Mahaliana be, misaotra amin’ny fizarana tompoko! Toe-tany manao ahoana kay no mety aminy? Inona aby ireo fikarakarana tokony hatao amin’io sehatra raika io?
tsy manintsy mila aloka ve izy? firy tonne/ha ny rendement ? am maha plante parasitaire anazy de ino karazana hazo mety hampadadizana azy hampamokatra azy haingana?
Tsy mila aloka fa mila andry handadizany. Efa voasoratra eto ny vokatra azo isaky ny fotony sy ny elanelana. Dia mora ny mikajy ny vokatra azo @ 1ha na 100m x 100m.
Mankasitraka amin’ny fizarana!
Raha tsy mahita tahony fa amin’ny voany no hanomboana azy voalohany dia ahoana ny étapes arahana
Mankasitraka sahady amin’ny valiny
Mankasitraka be dia be tompoko aminy fizarana. Tena mizara fa tsy ilay mizara tsy foifoy.Ilain’ny tanora. Lesoka lehibe tsy mampandroso ny tontolo ambanivohitra ny tsy fifehezana ny teknika.
Mankasitraka tompoko, tafiditra ihany ny farany
Mankasitraka foana foana 🙏
Misy vanim-potoana tsara ambolena azy ve?
Miarahaba tompoko! mety ambolena lay poivre ve ny faritra Ihorombe! raha mety dia aiza no ahitana ny pepinière!
miarahaba tompoko!lianabe amin’ilay povre, mety mitsiry any amin’ny faritry Ihorombe ve? aiza no ahitana ny zanany?
Salama Tompoko !!! Misaotra @ fizarana hatrany. Fa ny fikarakarana ny tany sy ny fanomanana tsara atao mialoha ny hamindrana azy no ilako fanampiana?
Tsy dia misy fanomanana betsaka iny ka.