aiza ho aiza aty Andapa no ahitana ny zanana azafady,d mahazaka orana ve sy misy fotoana andalovan rano be mandritra ny 2jrs d tsy maha faty azy, Répondre
Amin’ny fambolena rehetra atao dia ilaina ny manaraka ny courbe de niveau. Izahay izao manao reboisement dia mpampiasa courbe de niveau Répondre
Salama tompoko,mankasitraka amin’ny fizaràna.Fanontaniana: inona no azo atao mba ahitsy sy hanaraka ny orientation ny tanimboly marindrano tsy misy pente? Répondre
Mila manao ezaka ny rehetra ny amin’ny fanajariana ny tany sy fikojakojana azy mba hahavelona ny mpamokatra sy ny mponina mila sakafo rehetra. Répondre
10 réponses à “COURBE DE NIVEAUX”
Mankasitraka indrindra, ity courbe de niveau ity no tena hitako tena tsara
aiza ho aiza aty Andapa no ahitana ny zanana azafady,d mahazaka orana ve sy misy fotoana andalovan rano be mandritra ny 2jrs d tsy maha faty azy,
Mankasitraka amin’ny fizarana
Mankasitraka
Amin’ny fambolena rehetra atao dia ilaina ny manaraka ny courbe de niveau. Izahay izao manao reboisement dia mpampiasa courbe de niveau
Salama tompoko,mankasitraka amin’ny fizaràna.Fanontaniana: inona no azo atao mba ahitsy sy hanaraka ny orientation ny tanimboly marindrano tsy misy pente?
Misaotra indrindra amin’ny fizarana tompoko
Mila manao ezaka ny rehetra ny amin’ny fanajariana ny tany sy fikojakojana azy mba hahavelona ny mpamokatra sy ny mponina mila sakafo rehetra.
Marina
Mankasitraka