Enjana izao.rehefa lavitra enao dia tsara foana asina garde ny fambolena.ra tsy mahavita manarama dia ny fiarahamonina manodidina no akekezina Répondre
6 réponses à “KATSAKA LAVITRA TOMPO”
Henjana izao
Ny ahy lasan’ny mpangalatra!! Kivy aho
Tena niova tompo mihitsy.
Enjana izao.rehefa lavitra enao dia tsara foana asina garde ny fambolena.ra tsy mahavita manarama dia ny fiarahamonina manodidina no akekezina
Tena manahirana mihitsy io resaka halatra io
Manahirana le mamboly lavitra tompo lasa olona daholy vokatra