TONGOLO GASY

Tongolo Gasy

Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!


39 réponses à “TONGOLO GASY”

  1. Mankasitraka amin’ny fizarana, raha atao voly rakotra mololo sahala amin’io sary io ma iz mbola asiana zezika foana.

    • Mila zezika mifangaro @tany rehefa avy nasaina ny tany hambolena. Tsy mila zezika intsony avy eo. Natao rakotra io mba hitazomana ny hamandoana sady hiarovana @fiovaovan’ny maripana.

  2. Miarahaba Profesora Hasiny maina ve no ambolena. Azafady fa ity no mba maliana anah. Am lay resaka maripana.

  3. Mahatratra firy tonnes eo moa azafady ny rendement à l’hectare @ ity raha vokatra tsara ?

  4. Mankasitraka indrindra amin’ny fizarana.
    Manana tanimboly somary manta izay aho. Ahoana azafady tompoko ny fomba ikolokoloana azy mba ho azo ambolena io tongolo gasy io?

    • Zezika kômpôsta organika 4 kg/m² alohan’ny hiasana ny tany ary ampiana zezika taimbiby 3 kg/m² alohan’ny hambolena azy. Izay ihany dia vita.
      Raha afaka manisy mololo manify maina mamdrakotra azy vao maika tsara.

  5. Misy fepetra vé azafady prof ilay hasina tongologasy ambolena?Dia firy volana no miakatra ?misaotra indrindra ô!

  6. Miarahaba sy mankasitraka tompoko.
    Manao ahoana ny rano tompoko?. Ny lazaina amiko dia tanimbary ihany no azo ambolena azy ary tsy maintsy honahona mandrakariva. Dia Misaotra sy mankasitraka hatrany tompoko

Répondre à RAFANOMEZANTSOA Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *