Mila zezika mifangaro @tany rehefa avy nasaina ny tany hambolena. Tsy mila zezika intsony avy eo. Natao rakotra io mba hitazomana ny hamandoana sady hiarovana @fiovaovan’ny maripana.
Miarahaba sy mankasitraka tompoko.
Manao ahoana ny rano tompoko?. Ny lazaina amiko dia tanimbary ihany no azo ambolena azy ary tsy maintsy honahona mandrakariva. Dia Misaotra sy mankasitraka hatrany tompoko
39 réponses à “TONGOLO GASY”
Misaotra
Graines ve no ambolena eto sa hasiny?
Hasiny ka
Mankasitraka
misaotra indrindra tompoko
Misaotra betsaka! Ahoana no ahazoana ph6 amin’ilay tany azafady?
Tondrahana vinaingitra kely atambatra @ rano.
Afaka mahazo izay fatra mety @vinaigre Sy ny rano ve profesora
Arakaraka ny maha basique ny tany io
Mankasitraka amin’ny fizarana tompoko
Mankasitraka
Mankasitraka amin’ny fizarana, raha atao voly rakotra mololo sahala amin’io sary io ma iz mbola asiana zezika foana.
Mila zezika mifangaro @tany rehefa avy nasaina ny tany hambolena. Tsy mila zezika intsony avy eo. Natao rakotra io mba hitazomana ny hamandoana sady hiarovana @fiovaovan’ny maripana.
Tsy mila tondrahana mandra-piakatra ve azafady ?
Eny
Mankasitraka fa tena ilaina be
Mankasitraka tompoko
Miarahaba Profesora Hasiny maina ve no ambolena. Azafady fa ity no mba maliana anah. Am lay resaka maripana.
Eny. Iny malaky
Salama tompoko! Mety ve ny zezika kisoa Efa masaka tsara professeur azafady ?
Mety tsara ka
Mahatratra firy tonnes eo moa azafady ny rendement à l’hectare @ ity raha vokatra tsara ?
15 t/ha rehefa tsara kolokolo fa 5 t/ha rehefa tsy voakarakara
Ny fomba fambolena soja
Mankasitraka indrindra amin’ny fizarana.
Manana tanimboly somary manta izay aho. Ahoana azafady tompoko ny fomba ikolokoloana azy mba ho azo ambolena io tongolo gasy io?
Zezika kômpôsta organika 4 kg/m² alohan’ny hiasana ny tany ary ampiana zezika taimbiby 3 kg/m² alohan’ny hambolena azy. Izay ihany dia vita.
Raha afaka manisy mololo manify maina mamdrakotra azy vao maika tsara.
Mankasitraka….tondrahana vé izy ity raha tanimbary no volena
Misy fepetra vé azafady prof ilay hasina tongologasy ambolena?Dia firy volana no miakatra ?misaotra indrindra ô!
Misaotra tompoko. Karazana tany manaona no Azo ambolena azy azafady tompoko.
Mankasitraka tompoko
Mety ve io raha amin’ny tany fatsika (faritra Antsinana)
Tena tiany izay
Mankasitraka tompoko. Tsy mahazaka afanana zany ny ny tongolo gasy.
Mahazaka ka. Fa mahazaka hatsiaka koa
Miarahaba sy mankasitraka tompoko.
Manao ahoana ny rano tompoko?. Ny lazaina amiko dia tanimbary ihany no azo ambolena azy ary tsy maintsy honahona mandrakariva. Dia Misaotra sy mankasitraka hatrany tompoko
Mety antanety io ary mahazaka tsy ampy rano.
Raha 1kg masomboly tompoko dia tokony mahatafavoaka firy farafaharatsiny sy farafahatsarany
Raha 1kg masomboly tompoko dia tokony mahatafavoaka firy farafaharatsiny sy farafahatsarany
Mahazo 4kg farafahakeliny ary mahavokatra 10kg rehefa mety ny atao.