Salama tompoko , mankasitraka indrindra amin’ny fizarana. Mba manana fanontaniana azafady : 1) Eo anelanelan’Arivonimamo sy Manalalondo ny toerana misy anay, karaza-tany mara-mainty ireny ny lokon’ilay Tany . Efa nanao Vary an-tanety izahay mamokatra ihany saingy tena mahery ny satria somary tendrom-bohitra no misy anay . mety amin’ilay toe-tany vé Ilay fambolena Ilay Vary an-tanety ? 2) Inona no voly mety amin’ny toe-tany sy toerana toy io (baiboho hoy ny olona ) mba afahana mamokatra mandavan-taona kanefa tsy mahatrotraka Ilay tany ihany koa ? Mankasitraka indrindra tompoko . Répondre
Miarahaba professeur, tsy hitako ilay rohy fa liana amin n’y Doria vary antanety noresahina atsy ami n’y Facebook azfd. Mankasitraka tompoko Répondre
Liana amin’ilay masomboly vary antanety 100 andro re tompoko, ahoana no ahazoanay azy, Miarinarivo Itasy 0386824535 Répondre
10 réponses à “FANJARIANTANY & RIVOTRA”
Salama tompoko , mankasitraka indrindra amin’ny fizarana. Mba manana fanontaniana azafady :
1) Eo anelanelan’Arivonimamo sy Manalalondo ny toerana misy anay, karaza-tany mara-mainty ireny ny lokon’ilay Tany . Efa nanao Vary an-tanety izahay mamokatra ihany saingy tena mahery ny satria somary tendrom-bohitra no misy anay . mety amin’ilay toe-tany vé Ilay fambolena Ilay Vary an-tanety ?
2) Inona no voly mety amin’ny toe-tany sy toerana toy io (baiboho hoy ny olona ) mba afahana mamokatra mandavan-taona kanefa tsy mahatrotraka Ilay tany ihany koa ?
Mankasitraka indrindra tompoko .
Misy fahafahana manondraka ve ?
Mankasitraka mizara e
Miarahaba professeur, tsy hitako ilay rohy fa liana amin n’y Doria vary antanety noresahina atsy ami n’y Facebook azfd. Mankasitraka tompoko
Ao @ @MASOMBOLY ao ilay izy
Liana amin ilay vary antaneny doria
Lina masomboly vary Antanety 100andro Mirielle 0344006608
Salama tompoko,za mba mila ilay vary tsy momba masomboly,misaotra
Liana amin’ilay masomboly vary antanety 100 andro re tompoko, ahoana no ahazoanay azy, Miarinarivo Itasy 0386824535
Manao antso ato ihany raha vao misy. Tsidiho matetika ny tranokala.