Salama tompoko , mankasitraka indrindra amin’ny fizarana. Mba manana fanontaniana azafady : 1) Eo anelanelan’Arivonimamo sy Manalalondo ny toerana misy anay, karaza-tany mara-mainty ireny ny lokon’ilay Tany . Efa nanao Vary an-tanety izahay mamokatra ihany saingy tena mahery ny satria somary tendrom-bohitra no misy anay . mety amin’ilay toe-tany vé Ilay fambolena Ilay Vary an-tanety ? 2) Inona no voly mety amin’ny toe-tany sy toerana toy io (baiboho hoy ny olona ) mba afahana mamokatra mandavan-taona kanefa tsy mahatrotraka Ilay tany ihany koa ? Mankasitraka indrindra tompoko . Répondre
Miarahaba professeur, tsy hitako ilay rohy fa liana amin n’y Doria vary antanety noresahina atsy ami n’y Facebook azfd. Mankasitraka tompoko Répondre
6 réponses à “FANJARIANTANY & RIVOTRA”
Salama tompoko , mankasitraka indrindra amin’ny fizarana. Mba manana fanontaniana azafady :
1) Eo anelanelan’Arivonimamo sy Manalalondo ny toerana misy anay, karaza-tany mara-mainty ireny ny lokon’ilay Tany . Efa nanao Vary an-tanety izahay mamokatra ihany saingy tena mahery ny satria somary tendrom-bohitra no misy anay . mety amin’ilay toe-tany vé Ilay fambolena Ilay Vary an-tanety ?
2) Inona no voly mety amin’ny toe-tany sy toerana toy io (baiboho hoy ny olona ) mba afahana mamokatra mandavan-taona kanefa tsy mahatrotraka Ilay tany ihany koa ?
Mankasitraka indrindra tompoko .
Misy fahafahana manondraka ve ?
Mankasitraka mizara e
Miarahaba professeur, tsy hitako ilay rohy fa liana amin n’y Doria vary antanety noresahina atsy ami n’y Facebook azfd. Mankasitraka tompoko
Ao @ @MASOMBOLY ao ilay izy
Liana amin ilay vary antaneny doria