FANJARIANTANY & RIVOTRA


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!


10 réponses à “FANJARIANTANY & RIVOTRA”

  1. Salama tompoko , mankasitraka indrindra amin’ny fizarana. Mba manana fanontaniana azafady :
    1) Eo anelanelan’Arivonimamo sy Manalalondo ny toerana misy anay, karaza-tany mara-mainty ireny ny lokon’ilay Tany . Efa nanao Vary an-tanety izahay mamokatra ihany saingy tena mahery ny satria somary tendrom-bohitra no misy anay . mety amin’ilay toe-tany vé Ilay fambolena Ilay Vary an-tanety ?

    2) Inona no voly mety amin’ny toe-tany sy toerana toy io (baiboho hoy ny olona ) mba afahana mamokatra mandavan-taona kanefa tsy mahatrotraka Ilay tany ihany koa ?

    Mankasitraka indrindra tompoko .

  2. Miarahaba professeur, tsy hitako ilay rohy fa liana amin n’y Doria vary antanety noresahina atsy ami n’y Facebook azfd. Mankasitraka tompoko

  3. Liana amin’ilay masomboly vary antanety 100 andro re tompoko, ahoana no ahazoanay azy, Miarinarivo Itasy 0386824535

Répondre à Heriandrinimanana Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *