Miarahaba,
Tsy dia mazava tsara ilay sary fa
(i)raha tsy misy pentina ilay akotry na ny tahony dia azo eritreretina fa rivotra mitsoka rehefa n’y vary hanao fécondation iny no mahatonga azy.
(ii)raha misy pentina fotsy toy ny ilay ronono iny indray dia misy vorona (matetika fody) mitsaingoka
(iii) raha misy pentina na soitra maintsy na matroka dia mety ho parasite toy ny champignons izay mahatonga ny matofotsy na pyriculariose
(iv) raha ongotana ka mora manaraka daholo ny tao toy ny pe tapaka any anatiny dia misy ilay bibikely mihinana any anatiny any
Ilay fanafody ady gasy amin’ny fambolena tsaramaso km mba tiako ho averina kely fa tsy tadidiko tsara ny fatrany, ilay ravimparaky sy tongolo gasy ngamba izy zay, mankasitraka tompoko
15 réponses à “DRAINAGE & CANALISATION”

(i) idée reçue ilay hoe rivotra. Rehefa tsy ampy drainage ny tany dia lasa sensible @ zavatra maro ny fambolena. Malemy ny fifikiran’ny fakany @ tany dia lasa mangozohozo. Iny ilay lazain’ny olona fa vokatry ny rivotra.
Mankasitraka tompoko
Salama o, tsy misy pentina aloha
Mankasitraka indrindra
Misaotra betsaka indrindra @fizarana tompoko
Mitovy ihan vé izany n’y mety ho olana n’a vary antanety na ankoraka
Mitovitovy
Ilay fanafody ady gasy amin’ny fambolena tsaramaso km mba tiako ho averina kely fa tsy tadidiko tsara ny fatrany, ilay ravimparaky sy tongolo gasy ngamba izy zay, mankasitraka tompoko
Ao fa haveriko ato daholo izy rehetra.
Mankasitraka e
Mankasitraka amin’ny fizarana Zokibe.
Salama tompoko, ahoana moa izany ny aménagement idéal ana drainage sy canalisation raha tany 1ha ohatra?
En pente sa plat ilay tany ?
Plat ilay tany tompoko
Mankasitraka indrindra tompoko, nisedra olona tahaka ity koa izahay, en pente n’y tany.tsy tena lavorary ny aménagement. Misaotra tamin’ny toro-hevitra.