-
CULTURE HYDROPHONIQUE
Karazana fambolena tsy mila tany fa anaty rano ihany. Mandritra ny 6 andro monja. Mila rano madio, katsaka, vary samy mety atao azy daholo.Toa izao ny fanaivana azy : 1- Alao ny voa hambolena. 2- Sasao @ rano nasiana chlore nandritra ny adiny 2 ny voa, ireny chlore hadiovana rano fisotro ireny. Ny antony dia…
-
VOA LANDIHAZO
-
FAMBOLEMBARY ANDRANA
Afaka ambolena antanety sy eny antanimbary Tamin’ny nikarohana ny fomba hahafahana mahazo vokatra vary antanety mihoatra ny 7t/ha. Ny vary akotry iray dia milanja 0.05gr. izay mitondra angovo manodidina ny 740 Joules. Manodidina ny 20% ny glucides, 1% ny lipides, 2.3% ny protéines, 1.3% ny fibres alimentaires, sns. Karazam-bary mena Ecotypes « aus » no nanaovana andrana.…