Mankasitraka indrindra Tompoko.
Mamely aty @ tapany atsimo atsinanana ny « typhoïde », maro ny milaza fa ny « ROMBA » hoe mahafaka azy ny ny fomba fampiasana azy sy ny fatra ilaina no tsy tena mazava.
Mankasitraka indrindra Tompoko.
Mamely aty @ faritra atsimo atsinanana ny typhoïde maro ny milaza fa ny ROMBA hono afaka magnasitrana azy fa tsy mazava tsara ny fomba fampiasana azy sy ny fatra ilaina. Isaorana mialoha ho an’zay mahafantatra.
15 réponses à “Clous de girofle”
Bonjour
Mahaliana ahy ilay fomba ampiasana Ilay jirofo.Mankasitraka tompoko 🙏
Mankasitraka 🙏🏾
Misaotra hatrany mizara
Misaotra indrindra e!
Mankasitra tompoko 🙏
Mankasitraka nizara tompoko
Misaotra indrindra e!
Mankasitraka
Mankasitraka indrindra Tompoko.
Mamely aty @ tapany atsimo atsinanana ny « typhoïde », maro ny milaza fa ny « ROMBA » hoe mahafaka azy ny ny fomba fampiasana azy sy ny fatra ilaina no tsy tena mazava.
Mankasitraka indrindra Tompoko.
Mamely aty @ faritra atsimo atsinanana ny typhoïde maro ny milaza fa ny ROMBA hono afaka magnasitrana azy fa tsy mazava tsara ny fomba fampiasana azy sy ny fatra ilaina. Isaorana mialoha ho an’zay mahafantatra.
Tsara raha ampahafantarina eto daholo ireo hazo sy ny aretina sitrany.
Adika tsikelikely arakaraka ny fotoana
Merci beaucoup pour votre soutien
Mankasitraka hatrany ô