Vary anaty rano


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!

11 réponses à “Vary anaty rano”

  1. Mamaky ny torohevitrao aho dia izao vao azoko ny mahatonga an’i dadabenay mandehandeha anaty tanimbary, mitondra angady miala maraina, tsy mody raha tsy hariva, tsy azoko t@ izany hoe indraindray rivatany ny tahalaka, indraindray totorany ilay norivatany iny. Nisy voambolana be dia be teneniny tsy nisy azoko. Hidin-drano sns sns.
    Misaotra tompoko @ fizaranao 🙏🏾

  2. Mankasitraka fa Zay vao nahay nijery tsara ilay toro Hay😅😁,ilay 15 cm elanelan’ny ketsa,atao toratady ity ve ilay diampanorona ihany,ilay afaka havaina charculeuse ny ligne sy ny rindra-keliny?

    Ahoana no hifehezana ny hafanana @ rano sa ilay tsy atao mihoatran’ny 10 cm fotsn n’y rano

  3. Faly miarahaba ny rehetra,
    Mitady masomboly vary andrano azo volena amin’ ny ririnina tompoko,
    0381576053,
    Raha Sandra tsy mahazo ilay antso an.tariby dia atao SMS fa somary ambanivohitra ilay toerana ka mijaly réseau,
    Misaotra

  4. Faly miarahaba antsika rehetra. Mety azo fantarina ve hoe inona ny karazana vary anaty rano mety hambolena amin’ny fotoana toy ny mahazatra sy amin’ ny andro ririnina.
    Aiza no mety ahitana ny masomboly.

  5. Faly miarahaba antsika rehetra.
    Mety azo fantarina ve ireo karazana masomboly azo apiasaina isaky ny vanimpotoana sy ny toerana mety ahitana izany.
    Misaotra indrindra

Répondre à Rija Rakotozanakajy Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *