Tantely dia


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!

Une réponse à “Tantely dia”

  1. Misaotra Pr.
    Mahaliana daholo ny fizaranao fa ity iray ity tena thème iray mahasarika ahy manokana.
    Efa mihoatry ny 20 000 isa ny karazana tantely.
    Mila fampahafantarana azy ireny ny olona.
    70% n’ ny abeilles solitaires dia monina any anaty tany.
    Indrisy anefa fa rehefa mivoaka mitady sakafo izy ireo dia be ny mamonomono azy ireo fotsiny noho ny tsy fahalalana.
    Mila fanentanina mafy ny olona.
    Vao mahita biby tsy fatany dia ny hamono no ao an-tsainy voalohany ( sao dia manaikitra ny zanaka, sao dia… sao dia ) dia tsy manao afatsy ny mamono 🥲
    Sady manentana ny olona izany isika tsy hampiasa zezika simika sy fanafody simika no manentana ihany koa fa tsy mampidi-doza ny abeilles solitaires.

Répondre à Ralaivao Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *