Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!
4 réponses à “Buttage na fanotorana”
Mankasitra.
Ataoko ato ny fanontaniako fa manoratra tsaramaso kilometrika @ izao.
1/ Andry : 3m. Efa akaiky hivoatra ny andry andadizany ny tsaramaso kilometrika. Raha manakatra hazo hafa akaikiny andadizany @ izao izy dia avela hanohy handady ve na dia tsy ho takatra intsony ny voany any aoriana any ?
2/ Sa tapahina ny apex ? Raha eny, inona no mety ho fiatraikan’ izay ?

Mankasitra e roa Pr leha misy valiny. Leko tsa misy valiny mankasitra lalandava..
Leha tsa hitanao ny fanontaniako andramako tapahina ny laingon’ny 1/16.
Tandremana tsy ho voakasika ny fakany fa tonga dia malazo ary maty izy.
Milatsaka midina hoazy ny tendrony rehefa tsy afaka miakatra koa. Tsy voatery tapahana ny tendrony.
Voaray. Mazava tsara fa misaotra.