Mankasitraka hatrany tompoko. Tena mety be amiko ilay tetikasa manao pépinière izany. Fa ny poireaux-ko anefa aloha hatreto vao haverina indray fa tsy nitsiry aza. Hihi Répondre
3 réponses à “Poireaux”
Mankasitraka hatrany
Mankasitraka hatrany tompoko. Tena mety be amiko ilay tetikasa manao pépinière izany. Fa ny poireaux-ko anefa aloha hatreto vao haverina indray fa tsy nitsiry aza. Hihi
Mitsiry tsara ny poureaux hatreto ! Mankasitraka indrindra