Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!
46 réponses à “3- Vary antanety mena 100 andro”
Liana @ VZ100,
Ary efa ao anatin’ny fanomanana n tany Zao.
Manentana n’y rehetra MBA hamboly handresy n’y fahatrana.
Misy boky an’i classe d seconde Zay no vakiko tamin’izaho Mbola mpampianatra d n titre: comment nourrir les 9 milliards de personnes en 2050??
Io no manosika ahy hamboly
Mankasitraka indrindra Professeur fa efa nahazo,fa raovina Kay no afaka manomboka mamboly fa niandriandry toromarika sao tsy mahomby….vao tsy mahazo fanazavana de hiandry saison orana mintsy…nef afaka manondraka
Salama,
Mandra-pamalin’i Pr anao :
Ny manaraka ny teknika 3 M nohazavaina Pr dia afaka mamboly azy io mandritry ny taona. Ato @ tranokala ato ihany dia efa misy ny fanazavana rehetra.
Mazotoa. Mahombiaza.
Ny saison fambolena azy manao ahoana? Firy tonne/hectare no azo raha voakarakara tsara? Haotrinona ny kg an’ny masomboly? Mankasitraka indrindra @ny valiny.
Ny saison fambolena azy manao ahoana? Firy tonne/hectare no azo raha voakarakara tsara? Haotrinona ny kg an’ny masomboly? Mankasitraka indrindra @ny valiny.
Liana ami Masomboly vary antanety mena 100 Andro. Efa nisy niantso fa tsy tratra ilay fotoana. Tany 1Ha no ambolena azy aty Toamasina. Mankasitra.0348096122
Mbola tsara tsika jiaby.
afaka mahazo ialy VVZ100 ve azafady indrindra tompoko.
Manana tany eo @ 3,5Ha eo zay afaka anaovana tsara. Nefa vao hanomboka hianatra izahay ka raha mety dia 6kg loa no hanombohana azy.
034 20 907 90

Mirary soa ho anao e
Bjr! Azoko fantarina ve ny sarany ?
Eny. 5000ar/kg.
Salama tompoko
Salama ianao e
Salama tompoko, aiza kay no ahitana ilay masomboly vary antanety 100 andro fa mila za atao amin’ny 1ha eo, toerana Tsiroanomandidy
Misy hiantso ianao izany. 50kg eo ho eo mahavita an’io.
Miarahaba tompoko!
Mba mila ilay masomboly vary an-tanety , ho an’ny velaran-tany 50 ares .Toerana antsirabe.
Misaotra mialoha
Mila masomboly vary antanety mena 100 andro, aty Arivonimamo
Tel: 0389337976
Velaran-tany 0,5 Ha
Salama, Mila Doria vary antanety azfd, 2 a 3 ha n’y tany, 0340720736. Mankasitraka
Vatomandry n’y toerana
Salama tompoko azdy mba maniry ahazo ny masomboly vary 100 andry sy tsaramaso kilomètrika tompoko
Mankasitraka indrindra
Salama. Mba haka 10kg amin’ny masomboly vary an-tenety VVZ100 aty Fihaonana no hambolena amin’ny tany izay vitany.
Misaotra.
Mankasitraka indrindra Professeur fa efa nahazo,fa raovina Kay no afaka manomboka mamboly fa niandriandry toromarika sao tsy mahomby….vao tsy mahazo fanazavana de hiandry saison orana mintsy…nef afaka manondraka
Salama,
Mandra-pamalin’i Pr anao :
Ny manaraka ny teknika 3 M nohazavaina Pr dia afaka mamboly azy io mandritry ny taona. Ato @ tranokala ato ihany dia efa misy ny fanazavana rehetra.
Mazotoa. Mahombiaza.
Maniry ny hahazo ilay Masomboly Vary an-tanety tompoko 034 63 585 13. Mankasitraka indrindra
Slm tompoko!
Mba mila masomboly vary an-tanety ho an’ny velaran-tany 50 ares. Toerana Antsirabe
Maniry ny hahazo ilay Masomboly Vary an-tanety tompoko, 034 63 585 13, Mankasitraka indrindra
Maniry ny hahazo ilay Masomboly Vary an-tanety tompoko, 034 63 585 13, Antananarivo, Mankasitraka indrindra
Liana amin’ny masomboly vary antanety VZ100 Tompoko azafady
Liana ami Masomboly vary antanety mena 100 Andro. Efa nisy niantso fa tsy tratra ilay fotoana. Tany 1Ha no ambolena azy aty Toamasina. Mankasitra.
Ny saison fambolena azy manao ahoana? Firy tonne/hectare no azo raha voakarakara tsara? Haotrinona ny kg an’ny masomboly? Mankasitraka indrindra @ny valiny.
Ny saison fambolena azy manao ahoana? Firy tonne/hectare no azo raha voakarakara tsara? Haotrinona ny kg an’ny masomboly? Mankasitraka indrindra @ny valiny.
Liana amin’ny masomboly vary an-tanety vvz100
Liana amin’ny masomboly vary an-tanety vvz 100 . Makasitraka tompoko
Liana ami Masomboly vary antanety mena 100 Andro. Efa nisy niantso fa tsy tratra ilay fotoana. Tany 1Ha no ambolena azy aty Toamasina. Mankasitra.0348096122
Bsr prof,zahay le any Ambohimandroso,ilay promesse nao taminay😊,mankasitraka ó
Salama tompoko,
Mba mila masomboly vary an-tanety mena 10kg. Misy tany 1ha fa izay vitan’io aloha no hatao fa vao hianatra hamboly azy.
Misaotra tompoko.
034 01 938 04
Mila Ilay masomboly vary an tanety mena 100 andro, 0340299229 ,5000m²
Mankasitraka indrindra
Salama tompoko, liana amin’ny masomboly vary an-tanety, tany manodidina ny 2500 M2, toerana Merimandroso ivato.
Miarahaba Tompoko
Liana amin’ilay masomboly vary 100andro Tompoko
Salama tompoko,Liana amin’ilay masomboly vary antanety !
Salama tompoko ,Mila masomboly vvz100 antanety toerana Arivonimamo velaran-tany 13are 0344248173
Miandry vague manaraka am masomboly indray.
Mila 10kg.
Tana.
034 46 448 30.
Mbola tsara tsika jiaby.
afaka mahazo ialy VVZ100 ve azafady indrindra tompoko.
Manana tany eo @ 3,5Ha eo zay afaka anaovana tsara. Nefa vao hanomboka hianatra izahay ka raha mety dia 6kg loa no hanombohana azy.
034 20 907 90
Salama e. Mba mitady masom-boly raha misy
Misaotry
Salama tompoko ,Mila masomboly vvz100 antanety toerana Anjozorobe velaran-tany 2ha 0342090790
fa 10kg ihany loa ho fanombohana
Salama. Mitady Doria raha Mbola misy
Mila 10kg
Aty Vangaindrano
0346787364
Salama tompoko!
Mila masomboly azafady.
Antsirabe 2
Velarantany 15are
Salama tompoko o! Mila vary antanety fa tsy mety mahazo mihitsy;;; 8kg antsirabe sy betafo no ambolena azy;;; 0336202672 na 0385571534
Salama e. Mila vary antanety raha mbola misy 10kg
Salama tompoko, raha hanjifa an’ilay Vary antanety mena 100 andro, dia aiza no misy no masoivoho afaka hividianana sa manao commande
Sàlama tompoko mila le masomboly vary antanety 100andro.
6000m carrée.
0344522868 ambohimandroso RN7
Sàlama tompoko mila le masomboly vary antanety 100andro.
0344522868 Ambohimandroso RN7
Firy kg ?