3- Vary antanety mena 100 andro


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!

46 réponses à “3- Vary antanety mena 100 andro”

  1. Liana @ VZ100,
    Ary efa ao anatin’ny fanomanana n tany Zao.
    Manentana n’y rehetra MBA hamboly handresy n’y fahatrana.
    Misy boky an’i classe d seconde Zay no vakiko tamin’izaho Mbola mpampianatra d n titre: comment nourrir les 9 milliards de personnes en 2050??
    Io no manosika ahy hamboly

  2. Salama tompoko, aiza kay no ahitana ilay masomboly vary antanety 100 andro fa mila za atao amin’ny 1ha eo, toerana Tsiroanomandidy

  3. Mila masomboly vary antanety mena 100 andro, aty Arivonimamo
    Tel: 0389337976
    Velaran-tany 0,5 Ha

  4. Salama, Mila Doria vary antanety azfd, 2 a 3 ha n’y tany, 0340720736. Mankasitraka

  5. Salama tompoko azdy mba maniry ahazo ny masomboly vary 100 andry sy tsaramaso kilomètrika tompoko
    Mankasitraka indrindra

  6. Salama. Mba haka 10kg amin’ny masomboly vary an-tenety VVZ100 aty Fihaonana no hambolena amin’ny tany izay vitany.
    Misaotra.

  7. Mankasitraka indrindra Professeur fa efa nahazo,fa raovina Kay no afaka manomboka mamboly fa niandriandry toromarika sao tsy mahomby….vao tsy mahazo fanazavana de hiandry saison orana mintsy…nef afaka manondraka

    • Salama,
      Mandra-pamalin’i Pr anao :
      Ny manaraka ny teknika 3 M nohazavaina Pr dia afaka mamboly azy io mandritry ny taona. Ato @ tranokala ato ihany dia efa misy ny fanazavana rehetra.
      Mazotoa. Mahombiaza.

  8. Maniry ny hahazo ilay Masomboly Vary an-tanety tompoko 034 63 585 13. Mankasitraka indrindra

  9. Slm tompoko!
    Mba mila masomboly vary an-tanety ho an’ny velaran-tany 50 ares. Toerana Antsirabe

  10. Maniry ny hahazo ilay Masomboly Vary an-tanety tompoko, 034 63 585 13, Mankasitraka indrindra

  11. Maniry ny hahazo ilay Masomboly Vary an-tanety tompoko, 034 63 585 13, Antananarivo, Mankasitraka indrindra

  12. Liana amin’ny masomboly vary antanety VZ100 Tompoko azafady

  13. Liana ami Masomboly vary antanety mena 100 Andro. Efa nisy niantso fa tsy tratra ilay fotoana. Tany 1Ha no ambolena azy aty Toamasina. Mankasitra.

    • Ny saison fambolena azy manao ahoana? Firy tonne/hectare no azo raha voakarakara tsara? Haotrinona ny kg an’ny masomboly? Mankasitraka indrindra @ny valiny.

  14. Ny saison fambolena azy manao ahoana? Firy tonne/hectare no azo raha voakarakara tsara? Haotrinona ny kg an’ny masomboly? Mankasitraka indrindra @ny valiny.

  15. Liana ami Masomboly vary antanety mena 100 Andro. Efa nisy niantso fa tsy tratra ilay fotoana. Tany 1Ha no ambolena azy aty Toamasina. Mankasitra.0348096122

  16. Bsr prof,zahay le any Ambohimandroso,ilay promesse nao taminay😊,mankasitraka ó

  17. Salama tompoko,

    Mba mila masomboly vary an-tanety mena 10kg. Misy tany 1ha fa izay vitan’io aloha no hatao fa vao hianatra hamboly azy.

    Misaotra tompoko.
    034 01 938 04

  18. Mila Ilay masomboly vary an tanety mena 100 andro, 0340299229 ,5000m²
    Mankasitraka indrindra

  19. Salama tompoko, liana amin’ny masomboly vary an-tanety, tany manodidina ny 2500 M2, toerana Merimandroso ivato.

  20. Salama tompoko ,Mila masomboly vvz100 antanety toerana Arivonimamo velaran-tany 13are 0344248173

  21. Mbola tsara tsika jiaby.
    afaka mahazo ialy VVZ100 ve azafady indrindra tompoko.
    Manana tany eo @ 3,5Ha eo zay afaka anaovana tsara. Nefa vao hanomboka hianatra izahay ka raha mety dia 6kg loa no hanombohana azy.
    034 20 907 90

  22. Salama tompoko ,Mila masomboly vvz100 antanety toerana Anjozorobe velaran-tany 2ha 0342090790
    fa 10kg ihany loa ho fanombohana

  23. Salama tompoko o! Mila vary antanety fa tsy mety mahazo mihitsy;;; 8kg antsirabe sy betafo no ambolena azy;;; 0336202672 na 0385571534

  24. Salama tompoko, raha hanjifa an’ilay Vary antanety mena 100 andro, dia aiza no misy no masoivoho afaka hividianana sa manao commande

  25. Sàlama tompoko mila le masomboly vary antanety 100andro.
    6000m carrée.
    0344522868 ambohimandroso RN7

Répondre à Fanahy Asae Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *