Salama tompoko.mila vary mena antanety vvz100
Velarantany 02ha
Vonona Tompoko
Salama tompoko ….2000m² ny tany efa azoko volena fa raha sitrakao dia mba liana aho na dia 1/2 kg ary anjarako fa vonona aho hanaraka Zay fepetra rehetra
Salama tompoko. Mba Mila masomboly vary antanety mena. 1HA ny velaran-tany
Salama tompoko. Mba Mila Ilay masomboly vary mena antanety. 1HA ny velaran-tany. Mankasitraka tompoko
Salama, mba mila anilay masomboly azafady.
1ha ny velarantany.
Voaray. Hisy hiantso ianao
Vonona
Vonona ny hamboly. Aty Marofarihy Manakara. Haabe iray hectare. Misaotra
Vonona
Tena liana be amin ilay masomboly tompoko
Avy aty Ilaka Centre ! Vary mena antanety VvZ 100 hambolena amin ny tany 1ha! Mankasitraka tompoko

Miarahaba tompoko. mila masomboly vary mena antanety VVZ azafady. tany 17 ares.
Misaotra indrindra tompoko
1 700 m² izy io izany. Voaray
Maniry hisitraka ilay masomboly vary mena antanety
Firy m² ny velarantany ?
Afaka mba manao réservation ve azafady amin’ny masomboly vary mena antanety VVZ100 ? Raha afaka atao fa tena tia mba hanana nefa mbola miandry vola faran’ny volana , Alasora Antananarivo no toerana, 400m2
Voaray io
Miarahaba Tompoko,Afaka mba manao réservation ve azafady amin’ny masomboly vary mena antanety VVZ100 ? Raha afaka atao fa tena tia mba hanana nefa mbola miandry vola faran’ny volana , Alasora Antananarivo no toerana, 400m2
Salama Tompoko,
MBA Mila Ilay masomboly vary antanety azafady.
Manana tanety 2Ha.
Mankasitraka
Voaray
Salama tompoko, maniry hisitraka 6 kg misaotra indrindra
Voaray
Salama tompoko, Liana amin’ilay masomboly, sahaza ho ana 0.5ha eo aho
63 réponses à “1- Vary mena antanety VVZ100”
Salama tompoko, mba mila an’ilay masomboly VVZ100 azafady, fa maniry ny isitraka azy io, manana velarantany 1.5ha aho, tampontanenty
Hisy hiantso ianao amin’io ary.
Mankasitraka tompoko
Ary ianareo ve mbola manana an’ilay masomboly katsaka iny azafady ? Tara manko aho amin’ilay fizarana teo aloha dia izay no mahatonga ahy manontany sao efa mba misy
Mila masomboly aty Toamasina
Lazaina ny masomboly ilaina sy ny velarantany hambolena
Salama mba mila ilay masomboly azafady. Makasitraka.
Lazaina ny masomboly ilaina sy ny velarantany hambolena.
Salama.mba mila masoboly aty Toamasina. Mankasitraka
Lazaina ny velarantany hambolena
VVZ100 vary mena antanety velarantany 1Ha. Ilay tany misy fotoana misy rano ihany rehefa tena mirotsaka b ny orana aty Toamasina.
Salama Tompoko!
Maniry ny hanana Ilay masomboly azafady indrindra.
Manana velarantany 2ha tampontanety
Hisy hiantso ianao.
Salama tompoko.mila vary mena antanety vvz100
Firy ha na m² ny tany hambolena
Salama tompoko.mila vary mena antanety vvz100
Velarantany 02ha
Vonona Tompoko
Salama tompoko ….2000m² ny tany efa azoko volena fa raha sitrakao dia mba liana aho na dia 1/2 kg ary anjarako fa vonona aho hanaraka Zay fepetra rehetra
Salama tompoko. Mba Mila masomboly vary antanety mena. 1HA ny velaran-tany
Salama tompoko. Mba Mila Ilay masomboly vary mena antanety. 1HA ny velaran-tany. Mankasitraka tompoko
Salama, mba mila anilay masomboly azafady.
1ha ny velarantany.
Voaray. Hisy hiantso ianao
Vonona
Vonona ny hamboly. Aty Marofarihy Manakara. Haabe iray hectare. Misaotra
Vonona
Tena liana be amin ilay masomboly tompoko
Avy aty Ilaka Centre ! Vary mena antanety VvZ 100 hambolena amin ny tany 1ha! Mankasitraka tompoko
Vonona ny hamboly. Aty Marofarihy Manakara. Haabe iray hectare. Misaotra
Voaray. Hisy hiantso ianao
Salama tompoko, liana @ilay masomboly velaran tany 3000m2
Voaray io
Salama tompoko. Avy aty Ambatofinandrahana mba Mila Ilay masomboly vary antanety mena. 1HA ny velaran-tany

Voaray io. Hisy hiantso ianao
Avy eto analamanga. Mba saika isitraka an’ilay masomboly vary antanety azafady. Misaotra indrindra tompoko.
Firy m² ny tany?
Miarahaba tompoko. Avy eto analamanga. Mba saika isitraka an’ilay masomboly vary antanety azafady. Misaotra indrindra tompoko.
Firy m² na are na hektara ny tany
Salama tompoko. Maniry ny hisitraka ilay masomboly. Manana velarantany 1ha
Salama tompoko. Vonona hamboly manana velarantany 1ha
Salama tompoko. Vonona ny hamboly ary manana velarantany 1ha.
Voaray io
Miarahaba tompoko. Faritra Analamanga. Mba te isitraka lay masomboly vary antanety azafady indrindra.
Firy m² na are na hektara ny velarantany ?
Misaotra sahady tompoko,liana @lay masomboly hiany koa 🙏
Salama tompoko, liana @ilay masomboly velaran tany 3000m2
Salama tompoko, liana @ilay masomboly velaran tany 3000m2.
Salama tompoko, liana @ilay masomboly velaran-tany 3000m2
Voaray io
Miarahaba tompoko. mila masomboly vary mena antanety VVZ azafady. tany 17 ares.
Misaotra indrindra tompoko
1 700 m² izy io izany. Voaray
Maniry hisitraka ilay masomboly vary mena antanety
Firy m² ny velarantany ?
Afaka mba manao réservation ve azafady amin’ny masomboly vary mena antanety VVZ100 ? Raha afaka atao fa tena tia mba hanana nefa mbola miandry vola faran’ny volana , Alasora Antananarivo no toerana, 400m2
Voaray io
Miarahaba Tompoko,Afaka mba manao réservation ve azafady amin’ny masomboly vary mena antanety VVZ100 ? Raha afaka atao fa tena tia mba hanana nefa mbola miandry vola faran’ny volana , Alasora Antananarivo no toerana, 400m2
Salama Tompoko,
MBA Mila Ilay masomboly vary antanety azafady.
Manana tanety 2Ha.
Mankasitraka
Voaray
Salama tompoko, maniry hisitraka 6 kg misaotra indrindra
Voaray
Salama tompoko, Liana amin’ilay masomboly, sahaza ho ana 0.5ha eo aho
Mila masomboly 6kg tompoko
Mankasitraka e
Voaray