Mila mampitombo taranaka tomady sy voafantina aloha vao mivarotra. Efa vitsy ny tena akohogasy @izao ka vao maika maro ny faty antoka @ aretina sy ny tsy mahakotrika, sns.
Mba te ahazo fahalalana bebe kokoa momban’ny fisorohana @n’ireo karazana aretina maro mpahazo ny akoho akoho gasy Profesora ( efa nikaroka tato izaho fa karazana sakafon’akoho daholo no hitako ato @ tranonkala ) , mankasitraka indrindra.

Mba te ahazo fahalalana bebe kokoa momban’ny fisorohana @n’ireo karazana aretina maro mpahazo ny akoho gasy Profesora ( efa nikaroka tato izaho fa karazana sakafon’akoho daholo no hitako ato @ tranonkala ) , raha manafangaro ramilamina (azolla) @ sakafony na moringa Dia tokony firy ny fatra azo atao. Mankasitraka indrindra

16 réponses à “Sakafo zanaka akohogasy”
Misaotra betsaka tompoko
Mankasitraka indrindra tompoko!
Raha omena io izy dia natokana hampitomboina angamba fa raha varotana tsy ho tafavoaka
Mila mampitombo taranaka tomady sy voafantina aloha vao mivarotra. Efa vitsy ny tena akohogasy @izao ka vao maika maro ny faty antoka @ aretina sy ny tsy mahakotrika, sns.
Misaotra betsaka fa voaray o
Misaotra e
Misaotra e
Azafady, manao ahoana ny fisorohana ny kankana azafady ?
Misy adigasy momba izay any aloha any
Mba te ahazo fahalalana bebe kokoa momban’ny fisorohana @n’ireo karazana aretina maro mpahazo ny akoho akoho gasy Profesora ( efa nikaroka tato izaho fa karazana sakafon’akoho daholo no hitako ato @ tranonkala ) , mankasitraka indrindra.
Mba te ahazo fahalalana bebe kokoa momban’ny fisorohana @n’ireo karazana aretina maro mpahazo ny akoho akoho gasy Profesora ( efa nikaroka tato izaho fa karazana sakafon’akoho daholo no hitako ato @ tranonkala ) , mankasitraka indrindra.
https://www.lalanimadagasikara.com/?page_id=1312
Mba te ahazo fahalalana bebe kokoa momban’ny fisorohana @n’ireo karazana aretina maro mpahazo ny akoho gasy Profesora ( efa nikaroka tato izaho fa karazana sakafon’akoho daholo no hitako ato @ tranonkala ) , raha manafangaro ramilamina (azolla) @ sakafony na moringa Dia tokony firy ny fatra azo atao. Mankasitraka indrindra
Mba te ahazo fahalalana bebe kokoa momban’ny fisorohana @n’ireo karazana aretina maro mpahazo ny akoho gasy Profesora ( efa nikaroka tato izaho fa karazana sakafon’akoho daholo no hitako ato @ tranonkala ) , raha manafangaro ramilamina (azolla) @ sakafony na moringa Dia tokony firy ny fatra azo atao. Mankasitraka indrindra
https://www.lalanimadagasikara.com/?page_id=1312
Mankasitraka indrindra Profesora, tena ilaina izao tompoko , misaotra foana @ fizarana ho anay Malagasy toa anao .