2- Vary mety antanety 100 andro


Veuillez remplir ce formulaire pour voir cet article. Merci pour votre comprehension!!

47 réponses à “2- Vary mety antanety 100 andro”

  1. Salama, vonona hamboly ilay vary 100 andro.velaran-tany 3ha.

  2. Salama Mila masomboly amin’ilay vary 100 andro. Velaran-tany 3h. Mankasitraka mialoha tompoko.

  3. Salama tompoko mila masomboly ilay zato andro tompoko o,aty Fort dauphin

  4. Salama tompoko. Efa nanao commande ihany taloha fa tsy naharay antso ka mamerina.Mila Ilay masomboly vary antanety, 1HA ny velaran-tany avy aty Ambatofinandrahana. Ny laharan’ny finday 0341831714

  5. Mila masomboly vary mena antanety,
    9000m2 ny tany, 0330705089, Masindray Antananarivo.

  6. Salama tompoko
    Mila masomboly vary antanety 100 andro azafady.
    Velaran-tany 8000 m²

  7. Salama tompoko.
    Mila an’ilay masomboly vary antanety 100 andro azafady

  8. Mila masomboly vary antanety, vary mena manana velaran-tany 3ha latsaka faritra alaotra mangoro 0340374102

  9. Mila masomboly vary antanety
    0349140120 Andramasina Analamanga
    Velarantany 1ha

  10. Mila masomboly vary antanety
    0349140120 Andramasina Analamanga
    Velarantany 1ha

  11. Mila masomboly vary an tanety tompoko.
    Velarantany 1ha
    Contact : 034 46 448 30.
    Faritra analamanga

  12. Salama tompoko, mba Mila Masomboly vary antanety 100 pour tany 5ha eto Antsirabe andrangy, 0382680941 misaotra tompoko.

  13. Mila masomboly vary an tanety
    034 46 448 30
    Analamanga
    Velarantany 1ha.

  14. Salama tompoko mba Mila Masomboly vary antanety 100 Andro, Antsirabe toerana ambolena hoany 5ha, Antsirabe andrangy le toerana. Ity numéro 0382680941

  15. Mila masomboly vary an tanety
    Faritra analamanga
    034 46 448 30
    Velarantany 1ha.

  16. Salama tompoko, mba mila vary antanety 100 andro, hambolena ao andrangy antsirabe amin’ny tany 5HA , ity numero tompoko 0382680941

  17. Salama tompoko, Mila ilay masomboly. Tany 1ha. Aty Tsiroanomandidy. Tél:0348601941

  18. Mila ilay masomboly. Tany 1ha aty Tsiroanomandidy. 0348601941

  19. Salama tompoko.
    Mba maniry te hahazo anjara amin’ilay masomboly izahay avy aty toamasina.
    Velarantany 4.500m2
    Tel: 034 40 913 96

  20. Mba Mila Ilay masomboly vary antanety, tany 1ha , hambolena any Analavory Itasy,. Domohina 0383078133/0337254850

  21. MBA Mila an’ilay vary antanety,tany 1ha hambolena any Analavory Itasy 0383079133/0337253850,Domohina

  22. Salama ,Mila masomboly vary Antonetti
    Tany volena : 1 ha

    Ampefy Itasy
    0345164867

  23. MBA Mila masoboly vary antanety 100 andro tany 1ha aty cur votovorona 0337115631

  24. MBA Mila masoboly vary antanety 100andro topoko 1ha cur votovorona 0337115631

  25. 500m2 ny velaratany ary faritry Anjiamangirana no misy azy, nefa izay zakan’ny volako ihany no afaka vidiko tompoko.

  26. Miarahaba, mila masomboly vary an-tanety 100 andro,
    Velaran-tany:0,5 Ha
    Toerana:Arivonimamo
    Tel: 0389337976

  27. Salama Tompoko !!! Mila ilay masimboly

    Velarantany: 5m2

    Tel: 0347931633

    Toerana: VOHIPENO district de VOHIPENO région FITOVINANY

  28. Efa nahazo fa te hankasitraka fotsiny an’i Pr Rakotozanakajy nanoro ny teknika hahazahona vokatra tsara.

    Mankasitraka ihany koa ireo tantsaha nanaiky nivarotra nh masomboliny.

    Farany, mandrisika ny mbola misalasala.

    Apitomboy ny masombolintsika. Ho an’ny mahalala ny loza mitatao noho ny fanaovanan’ny sasany apihimamba ny masomboly tsy momba.
    Any @ tany mandroso any ny mpamboly efa saika terena ankolaka hividy masomboly isan-taona.

  29. Salama tompoko, Mila masomboly vary an-tanety tompoko
    Velaratany 3Ha,
    Isahara, DISTRICT VANGAINDRANO
    Tel:0388733648