Misaotra.
Aleo hono manontanitany foana toy izay manaonao foana.
1/ Inona no mahasamihafa ny intersaison sy ny contre saison tompoko ?
2/ Inona no mahadika ny voly avotra azafady ?
@ ankapobeny ( talohan’ny nianarana sy nananana ny teknika 3 M ) namboly vary in-1 isan-taona. Ny voly volena an-tanimbary anelanelan’io ve no atao hoe intersaison sa contre saison ?
Efa hay fa afaka mamboly mandritry ny taona @ faritra rehetra eto Madagasikara ireo manaiky Sy manantena ary miasa. Mamerina ny fankasitrahana 🙏🏾
1- My intersaison dia fambolena manelanelana ny saison sy ny contresaison. Raha Madagasikara no resahina dia ny fambolena febroary ka hatramin’ny may na septambra ka hatramin’ny novambra ny intersaison.
2- My voly avotra taloha dia ny fambolena hafa atao vao miakatra ny vary anaty rano. Tsy misy voly avotra antanety.
Anisany olanan-tsika eto Madagasikara ny blocage mental. Izany hoe kamo ny hamboly sy hanondraka vao latsaky ny 20°C ny maripàna.
Salama tompoko!ary raha any Ankaratra lazaina fa mangatsiaka ve azo atao ny mamboly vary in 2 dia amin ny volana inona no tokony hanombohana ny fambolena?
Eny. Mitady masomboly. 500 M2 eo ihany aloha no noeritreretina, hi experimentena technique, sy hianarana. (Sortant Diego mention EII). Iza no no hantonina @ conditions, prix sns. Misaotra.
19 réponses à “Fanoitra 3M”
Misaotra tompoko.

Misaotra Pr mamaly rehefa mba afaka.
1- My intersaison dia fambolena manelanelana ny saison sy ny contresaison. Raha Madagasikara no resahina dia ny fambolena febroary ka hatramin’ny may na septambra ka hatramin’ny novambra ny intersaison.
2- My voly avotra taloha dia ny fambolena hafa atao vao miakatra ny vary anaty rano. Tsy misy voly avotra antanety.
Anisany olanan-tsika eto Madagasikara ny blocage mental. Izany hoe kamo ny hamboly sy hanondraka vao latsaky ny 20°C ny maripàna.
Tena nanao tsaramaso fa 2 herinandro Zay nisy fanala nef efa mamelana,kivy fa lasa mavo n’y ravina de mihintsana,…. tokony manondraka isan’andro vé zany rehefa misy fanala
Tena mila manaraka toetrandro. Kajiana mba tsy @ fotoana mampisy fanala ny famelanany.
Voaray. Misaotra.
Salama namboly tsaramaso zahay d lasa mavo ny ravina. Tsy fantatra ny olana? Sa ve mando lotra ve tompoko?
Mety betsaka zezika loatra izay na koa voatohitohina ny fakany.
Salama tompoko!ary raha any Ankaratra lazaina fa mangatsiaka ve azo atao ny mamboly vary in 2 dia amin ny volana inona no tokony hanombohana ny fambolena?
Salama. Tsy mahita resaka masomboly mihitsy ny tenako. Vao nahazo terrain 3Ha. Tia hanandrana ilay tsaramaso, hanomboka hiditra @ resaka fambolena. Iza no resahina, hatonina. Misaotra.
Mitady masomboly tsaramaso 50 andro izany ?
Salama,
Eny. Mitady masomboly. 500 M2 eo ihany aloha no noeritreretina, hi experimentena technique, sy hianarana. (Sortant Diego mention EII). Iza no no hantonina @ conditions, prix sns. Misaotra.
Salama.
Mila masomboly.
5000 M2 (1/2 Ha) aloha no no heriteretiko.
Hianarana ny technique ato koa ny tena marina.
Iza no hatonina, ny prix, conditions sns.
Misaotra mialoha.
Salama.
Mitady masomboly. Pour 1/2 Ha (5 000 M2). Tsaramaso 50 andro.
Iza no resahina, conditions, prix etc?
Hanandramana ny technique misy ato ny tena tanjona, hi optimizena sy tena hijerena ny toetran’ilay tany.
Misaotra indrindra.
RAJOELISOA
Fleurys
Ing. STIC
033 09 860 06
Salama tompoko!namboly vaz50 efa 40 jour nefa Mbola tsy mioty foana izy nefa tena manjary bé inona no olana? Aty tambohobe vohibe
Salama tompoko namboly vaz50 efa 40 jour nefa Mbola tsy mioty foana izy nefa tena manjary bé inona no mety ho olana? Aty tambohobe vohibe
Mety misy elanelana betsaka ny maripàna rehefa alina sy atoandro ary kely masoandro hanaovany photosynthèse dia la mitombo ny phase végétative. Hamokatra ihany izy fa mety mitombo 10 ka hatramin’ny 15 andro io 50 andro io.
Salama.
Mitady masomboly. Pour 1/2 Ha (5 000 M2). Tsaramaso 50 andro.
Iza no resahina, conditions, prix etc?
Hanandramana ny technique misy ato ny tena tanjona, hi optimizena sy tena hijerena ny toetran’ilay tany.
Misaotra indrindra.
RAJOELISOA
Fleurys
Ing. STIC
033 09 860 06
Salama,
Hampitaiko @ireo izay manana masomboly ny hafatrao dia hiantso anao izy ireo avy eo